<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>W. Mather</author>
<title>Jeso no mpiambina antsika FFPM607</title>
<lyrics>[V1]
 (Maintimolaly)

[V2]
 Jeso no Mpiambina antsika
 Sy Mpiandry tsara,
 Ka natolony ny ainy
 Hisolo ny ondry.

[V3]
 Matokia hianareo,
 Ry ondry vitsy
 Fa ny Raiko no mikasa
 Hitandrina anareo.

[V4]
 Izaho no Mpitarika
 Sy Mpitondra tsara
 Izay manaraka Ahy
 Handresy ny ratsy.

[V5]
 Ary amin'ny farany,
 Halaiko ny Ahy
 Tsy hisaraka amiko
 Ela mandrakizay.</lyrics>
<hymn_number>607</hymn_number>
</song>